\v 20 Dia nody tagny andragnony Izy,ary niara-tonga indray gny fĂ´konolo, hany ka tsy afaka nisakafo akory njare. \v 21 Rehefa nandre gny momba izegny gny fianakaveny, dia niboaka njare haka Azy, satria nokoragni-njare hoe: "Very saina Izy. \v 22 Ary ireo mpanoradalagna izay nidina Avy any Jerosalema dia nikoragna fa: "Itoeran' i Belzeboba Izy" , ka, "Amin'ny alalan'ny mpanapaky ny demonia no angnabolezany gny demonia."