auto save
This commit is contained in:
parent
e4b301a4d6
commit
e43602bbf6
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 Niala tamin-jègny toèragna zègny Jesosy avitaké nandèha tagny amin'ny faritr'i Joda ndraiky tagny amin'ny faritra ambaniny Reniranon'i Jordana, kè avitake nagnatognan'anjy ny fokon'ologna. Kè araka ny fatôny, de nampianatra anjare ndrèky Izy.\v 2 De nagnontany Ananjy zare Fariseo mbô hizaha hitsapa Ananjy kè nagnao fô: ''Aradalagna va ny hoany lalahy raha misaraka amin'ny vadiny?'' \v 3 Namaly Izy hoe: ''Ino ny nandidian'i Mosesy anan-dre? \v 4 De ahozy njareo fô: '' Mosesy de nagneky ny lalahy raika hanoratra taratasy fanamarignana fisaraham-bady ary magnandefa ananjy avakeo.''
|
||||
\v 1 Niala tamin-jègny toèragna zègny Jesosy avitaké nandèha tagny amin'ny faritr'i Joda ndraiky tagny amin'ny faritra ambaniny Reniranon'i Jordana, kè avitake nagnatognan'anjy ny fokon'ologna. Kè araka ny fatôny, de nampianatra anjare ndrèky Izy.\v 2 De nagnontany Ananjy zare Fariseo mbô hizaha Ananjy kè nagnao fô: '' Aradalagna va ny hoany lalahy raha misaraka amin'ny vadiny?'' \v 3 Namaly Izy hoe: ''Ino ny nandidian'i Mosesy anan-dre? \v 4 De ahozy njareo fô: '' Mosesy de nagneky ny lalahy raika hanoratra taratasy fanamarignana fisaraham-bady ary magnandefa ananjy avakeo.''
|
Loading…
Reference in New Issue