auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-23 01:29:42 -04:00 committed by root
parent 151960d91d
commit 72cf03f208
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Nilaôsany io toèragna io kè namonjy ny tanindrazany Izy, Kè nagnaraka Ananjy ire mpianany, Kôfa tônga ny andro sabata, de nampianatra takô amin'ny Synagoga Izy. Fôntry ny ôlo nitandregny Ananjy kè variagna zare. Ahozy Izy hoe:" Avy Aiza nahazaoany ire fampianarana ire?" Ino izao fahandrena izay nomena Azy izao?" Ino ire fahagagana izay nataony tamin'ny tanànany ire?" Tsy ilay mpandrafitra ve io, ilay zanak' I Maria ary rahalahin' i Jakoba sy Josesy sy Jodasy ary Simona? Tsy miaradia amintsika eto ve ire anabaviny?" tohina tamin' i Jesosy izire.
\v 1 \v 2 \v 3 Nilaôsany io toèragna io kè namonjy ny tanindrazany Izy, Kè nagnaraka Ananjy ire mpianany, Kôfa tônga ny andro sabata, de nampianatra takô amin'ny Synagoga Izy. Fôntry ny ôlo nitandregny Ananjy kè variagna zare. Ahozy Izy fô:" Avy Takèza nahazaoagny ire fampianaragna ire?" Ino izao fahendregna izay namiagna Ananjy zo?Ino ire fahagagana izay nataony tamin'ny tanànany ire?" Tsy ilay mpandrafitra ve io, ilay zanak' I Maria ary rahalahin' i Jakoba sy Josesy sy Jodasy ary Simona? Tsy miaradia amintsika eto ve ire anabaviny?" tohina tamin' i Jesosy izire.