Thu Oct 17 2019 17:26:06 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 17:26:07 -04:00
parent b26dd48bcc
commit 64492e04bd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Tônga Jaona, nagnano batisa tagny agn- efitry ary nitoro ny batisan' ny fibèbahagna ho amin' ny famotsoragn- keloko nohon' ny fahotagna. \v 5 Ny tanagnan' ny Jodia jiaby sy ny mponogno jiaby to Jerosalema dia tonga nagnatogno ananjy. Natony batisa to amin'ny siragnan'i Jordana zare, izy kofa niheky ny fahotagna. \v 6 Jaona dia nagnato lamba volon- drameva ary nagnano fehikibo hoditra take amin' ny andilany, ary kijaija sy tintely remby no hanignany.
\v 4 Tônga Jaona, nagnano batisa tagny agn- efitry ary nitoro ny batisan' ny fibèbahagna ho amin' ny famotsoragn- keloko nohon' ny fahotagna. \v 5 Ny tanagnan' ny Jodia jiaby sy ny mponogno jiaby tõ Jerosalema dia tõnga nagnatogno ananjy. Natony batisa tõ amin'ny siragnan'i Jordana zare, izy kofa niheky ny fahotagna. \v 6 Jaona dia nagnato lam olon- drameva ary nagnano fehikibo hoditra take amin' ny andilany, ary kijaija sy tintely remby no hanignany.