bmm_mat_text_reg/19/29.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 29 Ny ôlogno jiaby izay nandao trano, rahalahy, anabavy, baba, mama, zanaka, na tany nohon'ny agnaragnanahy, de handray avo zato heny ké handôva fiaignana mandrakizay. \v 30 Fô maro iré izay voalôhagny ho lasa farany, ary ny farany ho voalôgny.