bmm_mat_text_reg/10/42.txt

1 line
227 B
Plaintext

\v 42 Na zôvy na zôvy magnamià ny araiky amin'iregny madinika indrindra iregny, na de rano mangatsiàka indraika ny tasy ho sotroigna aza, satrià izy mpianatra, de volagniko marigna aminaré fô, tsy ho very ny valisoany.''