1 line
448 B
Plaintext
1 line
448 B
Plaintext
\v 16 Io, handeha anaré karaha ny ondry aké afovoan'ny ambodia Zaho, koà hendre karaha ny menaragna ké tsy manan-tsigny karaha ny voromailala. \v 17 Mitandrema ny amin'ny ôlogna! Hagnolotra anaré aké amin'ny filan-kevitra zaré ré, ké hamango anaré akô amin'ny sinagoganjaré ré. \v 18 Avaké de hindosigna magnoloagna ny governora sy ny mpanjaka anaré nohon'ny Aminahy, mbô ho vavôlombelogna ho ananjy iré sy ho an'iré Jentilisa. |