bmm_mat_text_reg/17/26.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 26 Kôfa nivôlagna Petera hoe: ''Avy amin'iré vahiny,'' De ahozy Jesosy taminanjy hoe: ''De afaka amin'ny fandoavagna izégny iré vahoaka. \v 27 Fô mbô tsy hampanotantsika ny mpamory hetra, de mandeha agny amin'ny ranomasigna, manipàza fitagna akô, ké alay ny laoko zay miakatra voalôhany. Kôfa voasôkatra ny vavany, de hahita sekely anà. Alay izégny ké amiao iré mpamory hetra ho Anahy sy ho anà.''