auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-30 14:07:48 -04:00 committed by root
parent abd24e3bba
commit ee78d1d708
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kôfa tônga tagny Kaperinaomy zaé ré, de nankeo aminanjy Petera iré lalahy zay nanangogna ny hetra atsasaky ny sekely ké nivôlagna hoe: ''Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely vô ny mpampianatraré? Ahozy izy hoe: ''Ia.'' Fô kôfa niditra takô an-tragno Petera, de Jesosy alôha no nikoragna taminanjy ké nagnano hoe: ''Ino no eritreritranà, ry Simona
Kôfa tônga tagny Kaperinaomy zaé ré, de nankeo aminanjy Petera iré lalahy zay nanangogna ny hetra atsasaky ny sekely ké nivôlagna hoe: ''Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely vô ny mpampianatraré? Ahozy izy hoe: ''Ia.'' Fô kôfa niditra takô an-tragno Petera, de Jesosy alôha no nikoragna taminanjy ké nagnano hoe: ''Ino no eritreritranà, ry Simona?