auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-07-11 14:48:02 -04:00 committed by root
parent 6369e83aae
commit cc74116dc1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1,2 +1,2 @@
\v 48 Kôfa misy mpanompony ratsy mivôlagna akô am-pony hoe: 'Ela fahatongavana ny tompoko',\v 49 ka manomboka mamono iré manompo namany, sy mihinagna ary misotro miaraka amin'iré mpimamo; \v 50 de ho avy ny tompon'ilay mpanompo amin'ny fotoagna izay tsy ampoiziny ke amin'ny ora izay tsy fantany.
\v 48 Kôfa misy mpanompony ratsy mivôlagna akô am-pony hoe: 'Ela fahatongavana ny tompoko', \v 49 ka manomboka mamono iré manompo namany, sy mihinagna ary misotro miaraka amin'iré mpimamo; \v 50 de ho avy ny tompon'ilay mpanompo amin'ny fotoagna izay tsy ampoiziny ke amin'ny ora izay tsy fantany.
\v 51 De ho kapakapain'ny tompony izy kè ho ataony karaha an'iré mpihatsaravelatsy ny anajarany, izay hisy fitomanina sy ny fikotroha-nify.