Tue Oct 06 2020 10:26:48 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-06 10:26:49 -04:00
parent 447d2e39fb
commit 9821d5e52e
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Tonga iré mpiasan'ny tômpon-tany ké nivolagna taminanjy hoe: 'Tompko tsy namafy ambeko tsara takô amin'ny saha mô anà? Nagnino izy aminjao nanjary misy voan-tsiparifary? \v 28 Aozy taminjaré ré hoe: Nisy fahavalo nagnano izegny.' Aozy mpiasa taminanjy hoe:' ké tianà mô ny hadihananay hamôngotro ananjy ré?'
\v 27 Tonga iré mpiasan'ny tômpon-tany ké nivolagna taminanjy hoe: 'Tompoko tsy namafy ambeko tsara takô amin'ny saha mô anà? Nagnino izy aminjao nanjary misy voan-tsiparifary?' \v 28 Aozy taminjaré ré hoe: 'Nisy fahavalo nagnano izegny.' Aozy mpiasa taminanjy hoe: 'ké tianà mô ny hadihananay hamôngotro ananjy ré?'

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Ilay tompon-tany nivolagna hoe: Ahé. satria koà hongotanaré iré tsiparifary anaré de mety voahongotro miaraka amin'iré koa ny vahi-bary. \v 30 Ambilay hiaraka haniry zaré roa mandrapahatongavan'ny fisangoragna. amin'ny fotoam-pisangoragna de hivolagna amin'ny mpisangotro zaho ho:''Alao alôngany iré ahi-dratsy ké fihezo ho fatôragna maromaro mbô handoroagna ananjy ré, fô afompôno akô amin'ny fitoem-bokatranahy ndraiky iré vary.'''''
\v 29 Ilay tompon-tany nivolagna hoe: 'Ahé. satria koà hongotanaré iré tsiparifary anaré de mety voahongotro miaraka amin'iré koa ny vahi-bary. \v 30 Ambilay hiaraka haniry zaré roa mandrapahatongavan'ny fisangoragna. amin'ny fotoam-pisangoragna de hivolagna amin'ny mpisangotro zaho ho:''Alao alôngany iré ahi-dratsy ké fihezo ho fatôragna maromaro mbô handoroagna ananjy ré, fô afompôno akô amin'ny fitoem-bokatranahy ndraiky iré vary.'''''

View File

@ -226,7 +226,7 @@
"13-20",
"13-22",
"13-24",
"13-29",
"13-27",
"13-31",
"13-33",
"13-34",