From 33d1c13dc58b182b84f99a1cc8f184cf7bd6ca27 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 6 Oct 2020 10:38:49 -0400 Subject: [PATCH] Tue Oct 06 2020 10:38:48 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 14/19.txt | 2 +- 14/22.txt | 2 +- 14/25.txt | 2 +- 14/28.txt | 2 +- manifest.json | 2 +- 5 files changed, 5 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/14/19.txt b/14/19.txt index 3b9b9a13..24a19913 100644 --- a/14/19.txt +++ b/14/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Avy aké Jesosy nibaiko iré fôkon'ôlogno mbô hipétraka aké amin'ny ahitra. Nalainy iré môfo dimy sy laoko arö. Niandra tagny an-dagnitra, de nisaotra Izy ké nanapatapaka iré môfo ké namiany iré mpianany, ary iré mpianatra nagnamia izégny ho an'iré fôkon'ôlogno. \v 20 Nihinagna jiaby zaré jiaby ké voky. Avy aké de nangoninjaré ré ny ankeran'iré potikanina ké nahafeno roiambinifôlo tanty. \v 21 Také amin'ny dimy arivo lahy také iré nihinagna, akoàtra iré Zaza mbam-biavy. \ No newline at end of file +\v 19 Avy aké Jesosy nibaiko iré fôkon'ôlogno mbô hipétraka aké amin'ny ahitra. Nalainy iré môfo dimy sy laoko arö. Niandra tagny an-dagnitra, de nisaotra Izy ké nanapatapaka iré môfo ké namiany iré mpianany, ary iré mpianatra nagnamia izégny ho an'iré fôkon'ôlogno. \v 20 Nihinagna jiaby zaré jiaby ké voky. Avy aké de nangoninjaré ré ny ankeran'iré potikanina ké nahafeno roiambinifôlo tanty. \v 21 Také amin'ny dimy arivo lahy také iré nihinagna, akoàtra iré zaza mbam-biavy. \ No newline at end of file diff --git a/14/22.txt b/14/22.txt index ab88fefc..f5a30520 100644 --- a/14/22.txt +++ b/14/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 Avy hatragny de nasainy nakô amin'ny sambohely ké hialôha Ananjy ho eny ampita irémpianany, kô mbôla nandefa iré fôkon'ôlogno Izy. \v 23 Tafaran'ny nandefasany iré fôkon'ôlogno, de nénga niakatra tegny an-tendrombôhitra araika Izy mbô hivavaka. kôfa tônga ny hariva, de araika také Izy. \v 24 Ary ny sambo de efa dila lavitra ny tanety, natopatopan'ny onja, satrià nitsoka nanohitra anjaré ré ny rivotra. \ No newline at end of file +\v 22 Avy hatragny de nasainy nakô amin'ny sambohely ké hialôha Ananjy ho eny ampita irémpianany, kô mbôla nandefa iré fôkon'ôlogno Izy. \v 23 Tafaran'ny nandefasany iré fôkon'ôlogno, de nénga niakatra tegny an-tendrombôhitra araika Izy mbô hivavaka. Kôfa tônga ny hariva, de araika také Izy. \v 24 Ary ny sambo de efa dila lavitra ny tanety, natopatopan'ny onja, satrià nitsoka nanohitra anjaré ré ny rivotra. \ No newline at end of file diff --git a/14/25.txt b/14/25.txt index e06a4cf7..ea6a1064 100644 --- a/14/25.txt +++ b/14/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 Tamin'ny fiambenagna fahefatry ny aligna de nagnantonanjaré ré Jesosy, nandéha tegny ambôny ranomasigna. \v 26 kôfa nahita Ananjy nandéha tegny ambôny ranomasigna iré mpianatra, de raiki-tahotra ké nivôlagna hoe: ''Angatra Io,'' Ké de ny nihaikaika tamin-tahotra zaré ré. \v 27 Fô Jesosy nivôlagna taminjaré ré avy hatrany hoe: ''Mahereza! Izaho itô! Aza matahotra.'' \ No newline at end of file +\v 25 Tamin'ny fiambenagna fahefatry ny aligna de nagnantonanjaré ré Jesosy, nandéha tegny ambôny ranomasigna. \v 26 kôfa nahita Ananjy nandéha tegny ambôny ranomasigna iré mpianatra, de raiki-tahotra ké nivôlagna hoe: ''Angatra io,'' Ké de ny nihaikaika tamin-tahotra zaré ré. \v 27 Fô Jesosy nivôlagna taminjaré ré avy hatrany hoe: ''Mahereza! Izaho itô! Aza matahotra.'' \ No newline at end of file diff --git a/14/28.txt b/14/28.txt index 1cfc866f..82b59754 100644 --- a/14/28.txt +++ b/14/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 Namaly Ananjy Petera ké nagnano hoe: ''Tompo, kô Anà i, de asao magnatona Anà egny ambônin'ny rano zaho.'' \v 29 Aozy Jesosy hoe: ''Magnatôna'' Ké de niala avy takô amin'ny sambohely Petera ké nômba také ambôny rano mbô hagnatona an'i Jesosy. \v 30 Fô kôfa nahita ny rivotra Petera, de nanjary natahatra. Kôfa iny izy nanômboka nijibika iny, de nihaika mafy izy sady nivôlagna hoe: ''Tompo, vonjeo zaho!'' \ No newline at end of file +\v 28 Namaly Ananjy Petera ké nagnano hoe: ''Tompo, kô Anà i, de asao magnatona Anà egny ambônin'ny rano zaho.'' \v 29 Aozy Jesosy hoe: ''Magnatôna'' ké de niala avy takô amin'ny sambohely Petera ké nômba také ambôny rano mbô hagnatona an'i Jesosy. \v 30 Fô kôfa nahita ny rivotra Petera, de nanjary natahatra. Kôfa iny izy nanômboka nijibika iny, de nihaika mafy izy sady nivôlagna hoe: ''Tompo, vonjeo zaho!'' \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index fd7292ad..f0913faf 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -248,9 +248,9 @@ "14-13", "14-15", "14-16", + "14-19", "14-22", "14-25", - "14-28", "14-31", "14-34", "15-title",