1 line
359 B
Plaintext
1 line
359 B
Plaintext
7 Namaly azy irè Jiosy hoe :"Managna lalàgna antsika, ary araka ny lalàgna tôkony ho foaty Izy satrià milaza taigna ho Zanak'Andriamanitra.''8 Kôfa regnin'i Pilato zegny, de natahotra mafy izy, 9 ary niditra takô amin'ny lapam-panjakagna ndraiky Izy kay nivôlagna tamin'i Jesosy hoe :"Avakaiza ny fiaviànô?'' Kanaifa tsy nagnamia teny ananjy Jesosy. |