bmm_jhn_text_reg/18/38.txt

1 line
466 B
Plaintext

38 Pilato nivôlagna taminanjy hoe:" Ino no atao hoe marigna?" kôfa avy nivôlagna zagny izy, de nivoàka ndraiky Ary nivôlagna tamin'ire Jiosy hoe:" Tsy mahita heloka amin'itô lalahy tô zaho.39 Fô anaré managna fômba izay zay afahako ôlogna raika ho amianaré amin'ny Paska. Noho zagny tianaré ny hagnafahako aminaré ny mpajakan'ny Jiosy?"40 Avy té zaré niafatra mafy ndraiky ary nivôlagna hoe:"Tsy lalahy io, fô Barabasy."Ary Barabasy de mpangalatra.