bmm_jhn_text_reg/18/36.txt

1 line
571 B
Plaintext

36 Jesosy namaly hoe:" N'y fanjakako de tsy akéto amin'izao tontolo izao. Fô kô mbô tagnatin'izao tontolo izao ny fanjakako, de hiady iré mpanompoko mbô tsy hanolôragna Anahy amin'iré Jiosy. Fô avahizo ny fanjakako de tsy avy atô."37 Avy te Pilato nivôlagna tamin'ny hoe:" Mpanjaka ariky mô Anô?" Jesosy namaly ananjy hoe:" Voalazanô fô mpanjaka Zaho.Fô amin'ny zagny tanjogna zagny no nahatantairahako,ary ho amin'izagny antony zagny no niaviako akéto amin'izao tontolo izao, mbô hijoroako vavolombelogna amin'ny fahamarinagna de mitandregny ny feoko."