1 line
379 B
Plaintext
1 line
379 B
Plaintext
17 Avy té lay mpanompo vavy, mpianbigna ny vavahady, nivôlagna tamin'i Petera hoe:"Anô koà mô tsy raika amin'ny mpianatr'i lalahy io?" Aozin hoe:" Tsy izy zaho." 18 Ary nijoro te ré sy ré mpiandry raraha, ary nandrehitra afon'arigna zaré, satrià nangatsiaka ny andro; kay nagnafana ny taignan-jaré. Petera koà niaraka taminjaré,nijoro také ary nagnafana ny taignany. |