bmm_jhn_text_reg/16/12.txt

1 line
385 B
Plaintext

12 Managna raha maro hambara aminaré Zaho, fô tsy ho azonaré ny hevitr'izagny zô.13 Kanaifa,kôfa tônga izy, Fagnahin'ny Fahamarinagna,de hitarika anaré ho amin'ny fahamarinagna jiaby,satrià tsy hivôlagna avy amin'ny taignany izy, ary hivôlagna aminaré iré raha ré zay ho avy.14 Hagnomià voninahitra Ananjy izy, satrià ny avy amin'ny Aninahy foàgna no ambarany aminaré.