1 line
335 B
Plaintext
1 line
335 B
Plaintext
41 Isaia nivôlagna iré raha ré satrià hitany ny voninahitr'i Jesosy kay nivôlagna mômba Ananjy. 42 Kanaifa na zagny aza, de maro tamin'iré mpanapaka no nino an'i Jesosy; fo noho iré Fariseo, de tsy ho voasakagna ho amin'ny Synagoga.43 Tian-jaré kokoà ny fideragna avy amin'ny ôlogna noho ny fideragna avy amin'Andriamanitra. |