bmm_jhn_text_reg/12/39.txt

1 line
286 B
Plaintext

39 Noho zagny antony zagny de tsy nino zaré, araka ny voàlazan'Isaia hatrany hoe:40"Nanjabainy ny mason- jaré, ary namafisiny ny fon_ jaré; mifanôhitra amin'izagny zaré de ti-hahita amin'ny mason- jaré ary ahazo amin'ny fon-jaré,kay hitodika, ary Zaho nagnasitragna anin-jaré."