bmm_jhn_text_reg/12/12.txt

1 line
297 B
Plaintext

12Ny amaraigna de vahoàka maro no tônga tamin'ny andro firavoravoàgna. Kôfa regnin-jaré fô ho avy akà Jerosalema Jesosy,13 de nalaka sampan-drafià zaré ary nivoàka kay nitsaiza Ananjy tamin'ny antso mafy hoe:" Hosana!Sambatra edy lay avy min'ny agnaran'ny Tompo, Lay mpanjakan'Israely.''