bmm_jhn_text_reg/08/31.txt

1 line
338 B
Plaintext

31 Jesosy Nivôlagna tamin'ire Jiosy zay nino Ananjy hoe : ''Ra mitoetra amin'ny teniky anare, de ho taigna pianatranahy ; 32 ary ho fantatrare ny marigna, ary ny marigna hagnafaka anare.''33Ary zare namaly Ananjy hoe:" Taranak'i Abrahama zaihay ary tsy mbôla nadivôsinjôvy na izôvy atrizay ; koa ino hilazanô hoe:' Ho afaka anare'?