bmm_jhn_text_reg/08/28.txt

1 line
367 B
Plaintext

28 Ahozy Jesosy hoe :" Kôfa asandratrare ny Zanak'Ôlogna, de ho fantatrare fô za no IZY, ary tsy magnano na ino na ino ho Za. Araka ny nampianaran'ny Baba Za, no hilazako irè raha irè. 29 Izy zay nagniraka Za de miaraka aminahy, ary tsy namaila Za raikia Izy, noho Za magnano zay ankasitrahany mandrakariva.''30 Ra nilaza irè Jesosy, de baitsaka no nino Ananjy.