bmm_jhn_text_reg/08/19.txt

1 line
335 B
Plaintext

19Ahozy zare taminy hoe :" Akaiza ny Babanô?''Jesosy namaly hoe : '' Tsy fantanare na Za na Babako ; ra nafantatra Za anare, de mafantatra ny Babako ihany koà.''20 Tankilan'ny fandatsahan- drakitra Izy no nilaza zegny teny zegny ra igny nampianatra tandegilizy igny, ary tsy nisy nanambotra Ananjy satrià tsy mbôla tônga ny laira.