bmm_jhn_text_reg/01/16.txt

1 line
374 B
Plaintext

16Fô avy amin'ny fahafenoany no nandraisantsika jiaby fahasoavagna hagnampy fahasoavagna. 17Fô ny lalàgna de namiagna tamin'ny alalan'i Mosesy.Ny fahasoavagna sy fahamarignana de tônga tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy. 18Tsy nisy nahita an'Andriamanitra na oviagna na oviagna. Fô lay Andriamanitra raika sy tôkagna, zô eo an-tratran'lay Ray, no nampahafantatra Ananjy.