bmm_jhn_text_reg/01/14.txt

1 line
357 B
Plaintext

14Ary ny Teny tônga nôfo kai nonigna tamintsika. Hitanay ny voninahiny, voninahitra kara lay raika sy tôkana zay tônga avy tamin'ny Ray, feno fahasoavagna sy fahamarignana. 15Jaona nagnambara ny momba Ananjy kai nihafatra mafy, magnano hoe: "Izy lay raika zay aifa nivolagniko hoe:'Izy zay tônga afarako de maventy be noho zaho, satria talôhako Izy.'"