bmm_jhn_text_reg/03/05.txt

1 line
261 B
Plaintext

5 Namaly Jesosy hoe:" Volagniko marigna aminô tikoàtra, fô koà tsy natairaka tamin'ny rano sy n'y fagnahy ny zanak'ôlogna, de tsy afaka hiditra ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra izy.6 Zay atairaky ny nôfo de nôfo, ary zay atairakin'ny Fagnahy de fagnahy.