1 line
360 B
Plaintext
1 line
360 B
Plaintext
20 Ary aozin'iré mpanapaka Jiosy hoe:" Enina amby efapôlo tôgno no nagnorainagna itô tempoly itô, kai anô ndraiky hahatsangagna ananjy agnatin'ny telo andro?'' 21 Kanaifa, mômban'ny tempolin'ny taignany no nikoragniny.22 Tafaran'ny nitsanganany tamin'ny maty, de nilaza izany izy, ary nino ny sôratra Masigna sy zany teny nilazain'i Jesosy zagny zaré. |