bmm_jhn_text_reg/21/07.txt

1 line
495 B
Plaintext

7 Avy te hoy lay mpianatra Zay tian'i Jesosy tamin' Petera hoe: '' Ny Tompo io'' Kôfa regnin'i Simona Petera fô ny Tompo io'', de nampiditra ny ambônin'ankajony izy(satrià tsy niakanjo izy),kai nitsambikigna tagnaty ranomasigna.8 Iré mpianatra hafa nankao an-tsambokely(satrià zaré tsy lavitra n'y tanety,také amin'ny roanjato hakiho teo),ary nisintogna ny harato feno lôko.9 Kôfa tafiakatra an- tanety zaré, de nahita afon'arigna tamin'ny lôko te ambôniny, miaraka amin'ny môfo.