bmm_jhn_text_reg/19/38.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 38 Tafaran'ny raha iré, Josefa avy agny Arimatia, hatramin'ny naha mpianatr'i Jesosy ananjy( fô taminanjy mangingigna nohon'ny fatahoragna iré Jiosy),nagnontany an'i Pilato kô afaka malaka ny vatan'i Jesosy izy.Namiàn'i Pilato alalagna izy.Kai tonga Josefa ary nalaka ny vatany. \v 39 Tonga tagny koà Nikodemosy, izy zay tônga vôlohany hizaha an'i Jesosy n'y align'igny.Ary nitôndra mainaka magnitra sy vahogna izy, te amin'ny zato litatra te ny fatrany.