1 line
552 B
Plaintext
1 line
552 B
Plaintext
\v 31 Satrià andron'ny fihomagnana tamin'izagny ,kay tsy hijanogna eo amin'ny hazo fijaliagna mandritry n'y Sabata(satrià n'y Sabata de andro manan- danja manôkagna) iré vata- mangatsiaka, de nangataka tamin'i Pilato iré Jiosy avy eo, ny mbô hanapahagna ny tongon-jaré ary hagnalagna aninjareo. \v 32 Avy nagnatogna iré miaramila kay nanapaka lay tongotr'lay lalahy vôlôhany sy lay lalahy faharoa zay voahombo niaraka tamin'i Jesosy. \v 33 Kôfa nagnatogna an'i Jesosy azaré,de nahita fô aifa maty Izy, kay tsy nitapahin- jaré ny tongony. |