|
\v 21 Avy te aozin'iré lôhan'ny mpisorognan'ny Jiosy tamin'i Pilato hoe:"Aza soratagna hoe:' Lay Mpanjakan'ny Jiosy,' fô aleo hoe:' Tô raika tô de nivôlagna hoe:''Zaho no mpanjakan'ny Jiosy.''" \v 22 Ary namaly Pilato hoe:"Zay voasôratra de voasôratra." |