bmm_jhn_text_reg/08/37.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 37 Fantako fô taranak'i Abrahama anaré; mitady zay hamonoagna Anahy satrià tsy managna toeragna akô aminaré ny teniky. \v 38 Mivôlagna zay hitako niaraka tamin'ny Babako Zaho, ary anaré koà magnano zay regninaré tamin'ny babanaré.''