bmm_jhn_text_reg/08/28.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 28 Ahozy Jesosy hoe: "Kôfa asandratraré ny Zanak'Ôlogna, de ho fantatraré fô zaho no Izy, ary tsy magnano na ino na ino ho Anahy Zaho. Araka ny nampianaran'ny Ray Anahy, no hivolagnako irè raha irè. \v 29 Izy zay nagniraka Anahy de miaraka aminahy, ary tsy namela Za raiky Izy, noho Zaho magnano zay ankasitrahany mandrakariva.'' \v 30 Kôfa nivôlagna iré raha iré Jesosy, de betsaka no nino Ananjy.