bmm_jhn_text_reg/08/25.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 25 Noho izégny de ahozy zaré ré taminanjy hoe: "Zôvy mô Anô?'' Ahozy Jesosy taminjaré ré hoe: "Araka zay nivôlagniky taminaré hatragny am-bôalôhany. \v 26 Managna raha betsaka ho koragnina sy hitsaràgna momba anaré Zaho. Kanefa, Izy zay nagniraka Anahy de marigna; ary iré raha zay regniky avy taminanjy, de hivôlagniko amin'izô tontôlo izô.'' \v 27 Tsy azonjaré ré anefa fô Izy de nikoragna taminjaré mômba ny Ray.