\v 17 Ia, ary akô amin'ny lalàgnanare de voasôratra fô marigna ny fijoroan'ny ôlon-droy vavolambelogna. \v 18 Zaho no nagnambara ny tegnako, ary i Baba zay nagniraka Anahy foagna koà de magnambara Anahy.''