bmm_jhn_text_reg/08/09.txt

1 line
544 B
Plaintext

\v 9 (Fagnamarihagna: zahà ny fagnamarihagna momban'i Jaona 7 :53-8:11 aké ambôny) Kôfa naregny izégny zaré ré, de niala tsiraikaraika, nanomboka tamin'ny zôkiny be. Ary ny farany de Jesosy raiky foagna no tavela takè, niaraka tamin'ilay viavy zay také tantegnantegnany. \v 10 Nitsangagna Jesosy ké nivôlagna taminanjy hoe: "Raviavy, fô lasa akeza iré mpagnameloka anô? Tsisy nagnameloka anô vô?'' \v 11 Ahoziny zaré hoe : "Tsisy, Topoko.'' Ary ahozy Jesosy hoe: "Tsisy magnameloka anà Zaho. Mandihana ké aza manota koà.'']