bmm_jhn_text_reg/02/17.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 17 Ary tsaroàn'iré mpianany fô efa voasôratra hoe: "Ny firehetako ny amin'ny tragnonanà no handevogna anahy.'' \v 18 Avy aké namaly iré lôhandôhan'ny mpisorogna Jiosy ké nagnano taminanjy hoe: "Ino ny famantaragna ho asehonô anay, matônga anô magnano irégny raha irégny?'' \v 19 Jesosy namaly hoe:" Ravay itô tempoly itô, fô hantsangako agnatin'ny telo andro monja izégny.''