bmm_jhn_text_reg/03/16.txt

1 line
476 B
Plaintext

6Fô taigna tian'Andriamanitra izao tontolo izao, kai namiany ny zanany lahy tôkagna, mbô tsy ho very zay mino Ananjy Jiaby fô hanagna fiaignana mandrakizay. 17Fô Andriamanitra tsy nagnasa Lay Zanaka ho amin'izao tontolo izao mbô hagnameloka izao tontolo izao, fô mbô hamonjy izao tontolo izao amin'ny alalany. 18Zay mino Ananjy de tsy helohina, fô zay tsy mino ndraika de aifa voaheloka sahady satria tsy nino ny agnaran'Lay Zanaka lahy raika sy tôkan'Andriamanitra.