bmm_jhn_text_reg/02/23.txt

1 line
356 B
Plaintext

23 Ary kôfa tao Jerosalema Izy tamin'ny andro firavoravoan'ny Paska, de maro no nino ny agnarany kôfa nahita iré famantaragna izay natôny.24 Fô Jesosy ndraika tsy nahatoky anjaré noho Izy nahafantatra tsara ananjy jiaby,25 satrià tsy nila na izôvy na izôvy agnabara aminanjy ny mômban'ny ôlogna Izy, noho Izy nahafantatra ny ao agnatin'ôlogna.