bmm_jhn_text_reg/21/04.txt

1 line
466 B
Plaintext

4 Ary, kôfa mangiran- dratsy sahady ny andro, de nijoro te an- dranomasigna Jesosy, fô tsy fantatr'iré mpianatra hoe Jesosy io.5 Kai aozy Jesosy taminjaré hoe:" Ry tôvolahy, Tsy manan-ko- hanigna mô anaré?'' Namaly Ananjy iré izy hoe:"Ahe''6Aoziny taminjaré hoe:''Atsipazo eo amin'ny sisiny ankavanan'ny sambokely ny haratonareo.'' de hahazo anaré.''kai de natsipin-jaré ny haraton- jaré ary tsy nahavita nampiakatra zany tao nohon'ny habetsaky ny lôka.