bmm_jhn_text_reg/07/21.txt

1 line
250 B
Plaintext

21Jesosy namaly kai nivôlagna anjaré hoe: "Asa raika no nataoko, ary de managna noho zagny aby anaré. 22Namian'i Mosesy ny famoràgna anaré (tsy hoe avy amin'i Mosesy zagny, fô avy amin're razagna), ary amin'ny Sabata de mamôra ôlogna anaré."