bmm_jhn_text_reg/05/33.txt

1 line
295 B
Plaintext

33Nasainy tagny amin'i Jaona anaré, ary nagnambara ny marigna izy. 34Kanaifa ny fagnambaragna zay raisiko de tsy avy amin'ny ôlogna. Milaza zagny raha zagny Zaho mbô mety ho voavonjy anaré. 35Jaona de jiro nirehitra sy nagnazava, ary anaré nagniry ny hifaly vetivety tao amin'ny fahazavany.