bmm_jhn_text_reg/05/21.txt

1 line
325 B
Plaintext

21Fô kara ny Ray manangagna sy mamelogna ny maty, de karanjeny koa no amailoman'ny Zanaka zay tiany. 22Fô ny Ray de tsy mitsara na zôvy na zôvy, fô namiany ny Zanaka ny fitsarana jiaby 23mbô hagnajan'ny ôlo-jiaby ny Zanaka kara ny hagnajan-jaré ny Ray. Zay tsy magnaja ny Zanaka de tsy magnaja Lay Ray nagnasa Ananjy.