1 line
377 B
Plaintext
1 line
377 B
Plaintext
43Tafaran're andro re, de niala avy tao Izy hakagny Galilia. 44Fô Jesosy mihintsy no nagnambara fô ny mpaminagny de tsy manan-danja ao amin'ny taniny manôkagna. 45Kôfa tônga tao Galilia Izy, de nandray Ananjy ny Galiliana. Zaré de nahita ny raha jiaby zay nataony tao Jerosalema tamin'ny andro firavoravoagna, satria nandaiha tagny amin'ny andro firavoravoagna koa zaré. |