bmm_jhn_text_reg/04/31.txt

1 line
274 B
Plaintext

31Nandritr'zagny, namporisika Ananjy re mpianatra, magnano hoe: "Raby, mihinàna." 32Fô Aoziny tamin-jaré hoe: "Zahp de managna hanin-ko hanigna zay tsy fantanaré." 33Kai nifampivôlagna re mpianatra hoe: "Tsy nisy ôlogna nitondra raha ho hanigna ho Ananjy, sa ve nisy?"