bmm_jhn_text_reg/04/23.txt

1 line
301 B
Plaintext

23Kanaifa, ho avy ny andro, ary tônga zao, kôfa hidaira ny Ray amin'ny fagnahy sy fahamarinagna re taigna mpivavaka, satria ny Ray de mitady ôlogna kara zagny ho mpidaira Ananjy. 24Andriamanitra de Fagnahy, ary ny ôlogna zay midaira Ananjy de tsy maintsy midaira amin'ny fagnahy sy fahamarinagna."