4 Fô ilainy ny mamakivaky an'i Samaria.5 Kay de tônga takô amin'ny tanàgna raika akô Samaria Izy, antsôvigna hoe Sykara, mariny lay ilan-tany zay namian'i Jakoba an'i Josefa zanagny.