bmm_jhn_text_reg/01/10.txt

1 line
194 B
Plaintext

10Teto amin'izao tontolo izao Izy, ary Izy nahariagna an'izao tontolo izao, ary izao tontolo izao tsy nahafantatra Ananjy. 11Tônga tagny amin'ny ôlony Izy, ary ny ôlony de tsy nandray Ananjy.