bmm_jhn_text_reg/01/49.txt

1 line
479 B
Plaintext

49Natanaela namaly hoe: "Raby, Anô lay zanak'Andriamanitra! Anô no mpanjakan'Israely!" 50Jesosy namaly ka nivôlagna taminanjy hoe: "Satria Zaho nivôlagna taminô hoe:'Nahita anô te ambanin'ny kakazo aviavy Zaho,' no hinoanô? Hahita raha tsara mihoatra noho zegny anô." 51Avy te Izy nivôlagna hoe: "Volagniko aminaré, marigna, de marigna tikoatra, fô hahita ny lagnitra hisôkatra anaré, ary re anjelin'Andriamanitra hiakatra sy hirôrogna eo ambonin'ny zanak'Ôlogna."