bmm_jhn_text_reg/01/43.txt

1 line
381 B
Plaintext

43Ny amaraigna, raha te andaiha ho agny Galilia Jesosy, de nahita an'i Filipo Izy ary nivôlagna taminanjy hoe: "Magnaraha Anahy." 44Filipo de avy agny betsahida, tanàgan'i Andrea sy Petera. 45Nahita an'i Natanaela i Filipo kai nivôlagna taminanjy hoe: "Izy zay nosoratan'i Mosesy tao amin'ny lalàgna, sy re mpaminagny, hitanay Izy, de Jesosy zanak'i Josefa, avy agny Nazareta."